|
|
|
|

Entrée1  votsa vava
Mots élémentaires  2  votsa, vava
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  enti-milaza zaza tratra aoriana amin' ny fitenenana na olona miadampiteny ary tsy mahavoaka izay tiany holazaina raha tsy efa ela fa miahotrahotra [1.1]
Explications en anglais  5  slow of speech [1.7]
Explications en français  6  qui traîne en parlant [1.3, 1.8]
7  enfant tardif à parler [1.3]
Exemples  8  Mahita anay votsa vava ka mitati-kabary isan' andro. [2.558]
Antonymes  9  maladyvava

Mis à jour le 2023/01/01